FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Salamo 41:9
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    •  9 Ary ilay olona tsara fihavanana tamiko, izay nitokisako,+

      Sy niara-nihinana ny mofoko tamiko,+ dia nanainga ny voditongony hamely ahy.+

  • Marka 14:20
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 20 Ary hoy izy tamin’ireo: “Ny iray aminareo roa ambin’ny folo lahy no izy, dia izay miara-manatsoboka ny tanany amiko ao anatin’ny vilia iombonana.+

  • Lioka 22:21
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 21 “Efa eto amiko, eto an-databatra, ny tanan’ilay hamadika+ ahy.+

  • Jaona 13:26
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 26 Dia namaly i Jesosy hoe: “Ilay homeko ny sombi-mofo atsoboko ao anaty vilia no izy.”+ Ary natsobony ny sombi-mofo ka nomeny an’i Jodasy, zanak’i Simona Iskariota.

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara