Marka 14:43 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 43 Raha mbola niteny izy, dia iny fa tonga i Jodasy, izay anisan’ny roa ambin’ny folo lahy. Ary nisy vahoaka niaraka taminy nitondra sabatra sy kibay. Nirahin’ny lehiben’ny mpisorona sy ny mpanora-dalàna ary ny anti-panahy ireo vahoaka ireo.+
43 Raha mbola niteny izy, dia iny fa tonga i Jodasy, izay anisan’ny roa ambin’ny folo lahy. Ary nisy vahoaka niaraka taminy nitondra sabatra sy kibay. Nirahin’ny lehiben’ny mpisorona sy ny mpanora-dalàna ary ny anti-panahy ireo vahoaka ireo.+