16 “Ny very hotadiaviko,+ izay nania haveriko, ny tapaka hasiako fehy lamba ary ny osa hohatanjahiko. Fa ny matavy+ sy ny matanjaka kosa haringako. Didim-pitsarana no ho toy ny hanina homeko azy.”+
4 “Iza aminareo moa, raha manana ondry zato ka very ny anankiray, no tsy hamela ny sivy amby sivifolo any an-tany efitra, ka handeha hitady ilay very mandra-pahitany azy?+
15 Azo antoka ka tena mendrika ny hekena izao teny izao:+ Tonga teo amin’izao tontolo izao i Kristy Jesosy mba hamonjy ny mpanota,+ ary izaho no lohany tamin’ireny.+