FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Isaia 28:16
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 16 Koa izao no lazain’i Jehovah Tompo Fara Tampony: “Mametraka vato fototra ao Ziona+ aho, dia vato+ voasedra,+ eny, ilay vato fehizoro+ sarobidy izay fototra+ azo antoka. Tsy ho raiki-tahotra izay mino azy.+

  • Matio 21:42
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 42 Ary hoy i Jesosy taminy: “Mbola tsy novakinareo tao amin’ny Soratra Masina mihitsy ve ny hoe: ‘Ny vato nolavin’ny mpanao trano+ no tonga vato fehizoro lehibe indrindra,*+ ary i Jehovah no nahatonga izany, ka mahagaga eo imasontsika’?

  • Marka 12:10
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 10 Mbola tsy novakinareo tao amin’ny Soratra Masina mihitsy ve ny hoe: ‘Ny vato+ nolavin’ny mpanao trano no tonga vato fehizoro lehibe indrindra,*+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara