FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Efesianina 5:6
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 6 Aoka tsy hisy hamitaka anareo amin’ny teny poakaty,+ satria ireo zavatra voalaza tetsy ambony ireo no mampahatezitra an’Andriamanitra amin’ny zanaky ny tsy fankatoavana.+

  • 2 Tesalonianina 2:3
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 3 Aoka tsy hisy hamitaka anareo na amin’inona na amin’inona, satria tsy ho tonga izany raha tsy efa tonga aloha ny fivadiham-pinoana,+ ka haharihary+ ilay lehilahy mpandika lalàna,+ dia ilay zanaky ny fandringanana.+

  • 2 Timoty 3:13
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 13 Fa vao mainka hiharatsy kokoa ny ratsy fanahy sy ny mpisandoka, ka sady mamitaka izy ireo no voafitaka.+

  • 1 Jaona 4:1
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 4 Ry malala, aza mino izay fanambarana rehetra avy amin’ny fanahy,+ fa fantaro aloha raha avy amin’ny fanahin’Andriamanitra+ ireny fanambarana ireny na tsia, satria maro ny mpaminany sandoka efa eo amin’izao tontolo izao.+

  • Apokalypsy 12:9
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 9 Koa natsipy mafy ilay dragona lehibe,+ ilay menarana tany am-boalohany,+ ilay antsoina hoe Devoly+ sy Satana,+ izay mamitaka ny tany rehetra misy mponina.+ Natsipy mafy tamin’ny tany izy,+ ary ny anjeliny koa niara-natsipy taminy.

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara