Matio 26:16 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 16 Koa tsy nitsahatra nitady izay fotoana mety tsara hamadihana an’i Jesosy izy nanomboka tamin’izay.+ Marka 14:11 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 11 Ary faly ireo nony nandre izany ka nampanantena fa hanome azy farantsa volafotsy.+ Koa nanomboka nitady izay fotoana mety tsara hamadihana an’i Jesosy i Jodasy.+
16 Koa tsy nitsahatra nitady izay fotoana mety tsara hamadihana an’i Jesosy izy nanomboka tamin’izay.+
11 Ary faly ireo nony nandre izany ka nampanantena fa hanome azy farantsa volafotsy.+ Koa nanomboka nitady izay fotoana mety tsara hamadihana an’i Jesosy i Jodasy.+