Salamo 51:4 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 4 Taminao dia taminao irery ihany no nanotako,+Ary izay ratsy teo imasonao no nataoko,+Mba ho hita fa marina ianao rehefa miteny,+Ary tsy misy tsiny ianao rehefa mitsara.+
4 Taminao dia taminao irery ihany no nanotako,+Ary izay ratsy teo imasonao no nataoko,+Mba ho hita fa marina ianao rehefa miteny,+Ary tsy misy tsiny ianao rehefa mitsara.+