2 Fa fahasarotam-piaro toy ny an’Andriamanitra no mahasaro-piaro ahy aminareo.+ Fa ny tenako mihitsy no nanolotra anareo ho fofombadin’ny+ lehilahy iray,+ mba hatolotro ho virjiny madio+ ho an’i Kristy+ ianareo.
9 Ary tonga ny iray tamin’ny anjely fito nanana ny vilia fito feno ny loza fito farany.+ Dia hoy izy tamiko: “Avia atỳ fa hasehoko anao ny ampakarina, vadin’ny Zanak’ondry.”+