Jaona 3:16 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 16 “Fa lehibe tokoa ny fitiavan’Andriamanitra+ an’izao tontolo izao, ka nomeny ny Zanany lahitokana+ mba tsy ho ringana+ izay rehetra maneho finoana+ azy, fa hanana fiainana mandrakizay.+ Jaona 6:47 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 47 Lazaiko aminareo marina dia marina tokoa fa izay mino no manana fiainana mandrakizay.+ Hebreo 5:9 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 9 Ary rehefa avy natao lavorary+ izy, dia nahatonga an’izay rehetra mankatò azy+ hahazo famonjena+ mandrakizay,
16 “Fa lehibe tokoa ny fitiavan’Andriamanitra+ an’izao tontolo izao, ka nomeny ny Zanany lahitokana+ mba tsy ho ringana+ izay rehetra maneho finoana+ azy, fa hanana fiainana mandrakizay.+
9 Ary rehefa avy natao lavorary+ izy, dia nahatonga an’izay rehetra mankatò azy+ hahazo famonjena+ mandrakizay,