Asan’ny Apostoly 6:7 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 7 Dia tsy nitsahatra niroborobo ny tenin’Andriamanitra,+ ka nihamaro be ny isan’ny mpianatra tany Jerosalema,+ ary mpisorona maro be+ no nanjary nanaiky+ ny finoana. Asan’ny Apostoly 12:24 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 24 Fa niroborobo sy niely+ hatrany kosa ny tenin’i+ Jehovah. Kolosianina 1:6 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 6 izay tonga tany aminareo. Ary mahavokatra+ sy mitombo+ izy io eran’izao tontolo izao+ toy ny atỳ aminareo koa, nanomboka tamin’ny andro nandrenesanareo sy nahalalanareo marina+ tsara ny tena atao hoe hatsaram-panahy tsy manam-paharoan’Andriamanitra.+
7 Dia tsy nitsahatra niroborobo ny tenin’Andriamanitra,+ ka nihamaro be ny isan’ny mpianatra tany Jerosalema,+ ary mpisorona maro be+ no nanjary nanaiky+ ny finoana.
6 izay tonga tany aminareo. Ary mahavokatra+ sy mitombo+ izy io eran’izao tontolo izao+ toy ny atỳ aminareo koa, nanomboka tamin’ny andro nandrenesanareo sy nahalalanareo marina+ tsara ny tena atao hoe hatsaram-panahy tsy manam-paharoan’Andriamanitra.+