2 Timoty 4:13 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 13 Rehefa mankatỳ ianao, dia ento ilay akanjo ivelany navelako tany amin’i Karpo any Troasy.+ Ento koa ireo horonam-boky, indrindra fa ny horonam-boky hoditra.
13 Rehefa mankatỳ ianao, dia ento ilay akanjo ivelany navelako tany amin’i Karpo any Troasy.+ Ento koa ireo horonam-boky, indrindra fa ny horonam-boky hoditra.