18 Madio araka ny Lalàna aho tamin’izaho hitan’izy ireo tao amin’ny tempoly,+ ary tsy niaraka tamin’olona maro be na nitabataba. Fa nisy Jiosy avy any amin’ny faritr’i Azia tao,
20 Koa tamin’ny Jiosy dia tonga Jiosy aho,+ mba hahazoako ny Jiosy. Tamin’izay teo ambanin’ny lalàna, dia tonga toy izay teo ambanin’ny lalàna aho,+ na dia tsy eo ambanin’ny lalàna aza,+ mba hahazoako izay eo ambanin’ny lalàna.