Asan’ny Apostoly 22:7 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 7 Dia lavo tamin’ny tany aho, ka nandre feo nilaza tamiko hoe: ‘Saoly, Saoly, nahoana no manenjika ahy ianao?’+ Asan’ny Apostoly 22:17 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 17 “Rehefa niverina teto Jerosalema aho+ ka nivavaka tao amin’ny tempoly, dia nahita fahitana.+
7 Dia lavo tamin’ny tany aho, ka nandre feo nilaza tamiko hoe: ‘Saoly, Saoly, nahoana no manenjika ahy ianao?’+