Asan’ny Apostoly 18:15 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 15 Fa raha adihevitra momba ny teny sy anarana+ ary lalàna+ eo aminareo kosa, dia ataovinareo ihany izany, fa tsy te hitsara izany aho.” Asan’ny Apostoly 24:5 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 5 Hitanay mantsy fa mpanakorontana+ io lehilahy io, ary ampirisihiny hikomy amin’ny fanjakana+ ny Jiosy rehetra manerana ny tany onenana, ary izy no mitarika an’ilay sektan’ny Nazareanina.+ Asan’ny Apostoly 25:19 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 19 Hay nisy adihevitra fotsiny teo amin-dry zareo momba ny fivavahany+ amin’andriamanitra sy momba ilay atao hoe Jesosy izay efa maty, kanefa izingizinin’i Paoly fa velona.+
15 Fa raha adihevitra momba ny teny sy anarana+ ary lalàna+ eo aminareo kosa, dia ataovinareo ihany izany, fa tsy te hitsara izany aho.”
5 Hitanay mantsy fa mpanakorontana+ io lehilahy io, ary ampirisihiny hikomy amin’ny fanjakana+ ny Jiosy rehetra manerana ny tany onenana, ary izy no mitarika an’ilay sektan’ny Nazareanina.+
19 Hay nisy adihevitra fotsiny teo amin-dry zareo momba ny fivavahany+ amin’andriamanitra sy momba ilay atao hoe Jesosy izay efa maty, kanefa izingizinin’i Paoly fa velona.+