Asan’ny Apostoly 23:29 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 29 Hitako fa adihevitra momba ny Lalàn-dry zareo+ no iampangany azy fa tsy misy zavatra tokony hamonoana azy ho faty na hamatorana azy.+ Asan’ny Apostoly 25:19 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 19 Hay nisy adihevitra fotsiny teo amin-dry zareo momba ny fivavahany+ amin’andriamanitra sy momba ilay atao hoe Jesosy izay efa maty, kanefa izingizinin’i Paoly fa velona.+
29 Hitako fa adihevitra momba ny Lalàn-dry zareo+ no iampangany azy fa tsy misy zavatra tokony hamonoana azy ho faty na hamatorana azy.+
19 Hay nisy adihevitra fotsiny teo amin-dry zareo momba ny fivavahany+ amin’andriamanitra sy momba ilay atao hoe Jesosy izay efa maty, kanefa izingizinin’i Paoly fa velona.+