FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Asan’ny Apostoly 23:16
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 16 Ren’ny zanak’anabavin’i Paoly anefa fa hiafina mba hanafika izy ireo,+ ka lasa niditra tao an-toby izy ary nilaza izany tamin’i Paoly.

  • Asan’ny Apostoly 25:3
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 3 mba hanaiky ny fangatahany, dia ny hoe tokony hampanalainy hankany Jerosalema i Paoly. Nisy tamin’izy ireo mantsy efa niafina mba hanafika+ sy hamono azy teny an-dalana.

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara