-
2 Korintianina 11:26Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
26 Nandeha lavitra matetika aho, saika nahita loza tamin’ny renirano, saika nahita loza tamin’ny jiolahy,+ saika nahita loza tamin’ny mpiray firenena amiko,+ saika nahita loza tamin’ny hafa firenena,+ saika nahita loza tao an-tanàna,+ saika nahita loza tany an-tany efitra, saika nahita loza tany an-dranomasina, saika nahita loza teo anivon’ny rahalahy sandoka;
-