Daniela 6:5 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 5 Koa nifampiresaka ireo lehilahy ireo hoe: “Tsy hahita antony hiampangana an’io Daniela io mihitsy isika, raha tsy hoe mitady antony mifandray amin’ny lalàn’Andriamaniny angaha.”+ Asan’ny Apostoly 23:1 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 23 Nobanjinin’i Paoly ireo anisan’ny Fitsarana Avo Jiosy, ka hoy izy: “Ry rahalahy, nitondra tena tsara teo anatrehan’Andriamanitra, tamin’ny feon’ny fieritreretana madio+ tanteraka aho mandraka androany.” 1 Korintianina 4:4 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 4 Fa tsy hitako izay tsiniko,+ nefa tsy mahatonga ahy ho marina izany, fa i Jehovah no mandinika ny momba ahy.+ Hebreo 13:18 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 18 Mivavaha foana+ ho anay. Matoky mantsy izahay fa manana feon’ny fieritreretana tsara, satria te hanao ny marina amin’ny zava-drehetra.+
5 Koa nifampiresaka ireo lehilahy ireo hoe: “Tsy hahita antony hiampangana an’io Daniela io mihitsy isika, raha tsy hoe mitady antony mifandray amin’ny lalàn’Andriamaniny angaha.”+
23 Nobanjinin’i Paoly ireo anisan’ny Fitsarana Avo Jiosy, ka hoy izy: “Ry rahalahy, nitondra tena tsara teo anatrehan’Andriamanitra, tamin’ny feon’ny fieritreretana madio+ tanteraka aho mandraka androany.”
4 Fa tsy hitako izay tsiniko,+ nefa tsy mahatonga ahy ho marina izany, fa i Jehovah no mandinika ny momba ahy.+
18 Mivavaha foana+ ho anay. Matoky mantsy izahay fa manana feon’ny fieritreretana tsara, satria te hanao ny marina amin’ny zava-drehetra.+