FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Jaona 16:2
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 2 Horoahin’ny olona hiala amin’ny synagoga+ ianareo. Eny, ho tonga ny fotoana hiheveran’izay rehetra mamono anareo fa manao fanompoana masina ho an’Andriamanitra izy.+

  • Asan’ny Apostoly 8:3
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 3 Fa i Saoly kosa nihetraketraka mafy tamin’ny fiangonana. Nitety trano izy ary notaritaritiny hivoaka ny mpino na lahy na vavy, ka nataony am-ponja.+

  • 1 Korintianina 15:9
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 9 Fa izaho no kely indrindra+ amin’ny apostoly, ary tsy mendrika hantsoina hoe apostoly aho, satria nanenjika+ ny fiangonan’Andriamanitra.

  • Galatianina 1:13
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 13 Mazava ho azy fa efa renareo izay nataoko fony aho mbola nanaraka ny Fivavahan’ny Jiosy,+ fa tafahoatra loatra ny nanenjehako+ sy ny nandravako tsy an-kijanona ny fiangonan’Andriamanitra.+

  • 1 Timoty 1:13
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 13 kanefa mpanevateva an’Andriamanitra aho taloha, sady mpanenjika+ no mpanambany olona.+ Nahazo famindram-po+ anefa aho, satria noho ny tsy fahalalako+ sy ny tsy finoako no nanaovako izany.

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara