Asan’ny Apostoly 27:24 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 24 ka nanao hoe: ‘Aza matahotra, ry Paoly, fa tsy maintsy mijoro eo anatrehan’i Kaisara ianao.+ Tsara fanahy Andriamanitra ka hitsimbina ny ain’izay rehetra miara-dia aminao ato an-tsambo.’
24 ka nanao hoe: ‘Aza matahotra, ry Paoly, fa tsy maintsy mijoro eo anatrehan’i Kaisara ianao.+ Tsara fanahy Andriamanitra ka hitsimbina ny ain’izay rehetra miara-dia aminao ato an-tsambo.’