FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Asan’ny Apostoly 20:23
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 23 afa-tsy izay ambaran’ny fanahy masina+ amiko foana isan-tanàna, dia ny hoe misy gadra sy fahoriana miandry ahy+ any.

  • Asan’ny Apostoly 21:11
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 11 ka tonga teo aminay. Ary nalainy ny fehikibon’i Paoly ka namatorany ny tongotra aman-tanany, dia hoy izy: “Izao no lazain’ny fanahy masina: ‘Toy izao no hamatoran’ny+ Jiosy any Jerosalema ny lehilahy tompon’ity fehikibo ity, ary hatolotr’izy+ ireo eo an-tanan’ny olona hafa firenena izy.’”

  • 2 Korintianina 11:23
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 23 Mpanompon’i Kristy ve izy ireo? Mamaly toy ny adala aho, fa miavaka kokoa noho izy ireo aho:+ Tamin’ny asa mafy manan-tombo be,+ tamin’ny fidirana am-ponja imbetsaka lavitra,+ tamin’ny kapoka efa tafahoatra, ary saika maty matetika.+

  • Kolosianina 1:24
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 24 Faly aho izao satria mijaly ho anareo,+ ary izay tsy ampy amin’ny fijalian’i+ Kristy ato amin’ny nofoko, dia izaho indray kosa no mameno izany, ho an’ny vatan’i Kristy, dia ny fiangonana.+

  • 2 Timoty 1:12
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 12 Izany indrindra koa no iaretako+ ireny zavatra ireny. Tsy menatra+ anefa aho. Fantatro mantsy ilay inoako, ary matoky aho fa vitany ny miaro+ an’izay nankiniko taminy mandra-pahatongan’izany andro izany.+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara