Asan’ny Apostoly 12:25 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 25 Rehefa vitan’i Barnabasy+ sy Saoly ny fizarana fanampiana+ tany Jerosalema, dia niverina izy roa lahy ka nentiny niaraka taminy i Jaona,+ ilay atao koa hoe Marka. Galatianina 2:1 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 2 Rehefa afaka efatra ambin’ny folo taona, dia niara-niakatra tamin’i Barnabasy+ tany Jerosalema+ indray aho, ary nentiko koa i Titosy.
25 Rehefa vitan’i Barnabasy+ sy Saoly ny fizarana fanampiana+ tany Jerosalema, dia niverina izy roa lahy ka nentiny niaraka taminy i Jaona,+ ilay atao koa hoe Marka.
2 Rehefa afaka efatra ambin’ny folo taona, dia niara-niakatra tamin’i Barnabasy+ tany Jerosalema+ indray aho, ary nentiko koa i Titosy.