Lioka 24:44 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 44 Ary hoy izy: “Izao no teny nolazaiko taminareo fony aho mbola teo aminareo,+ fa tsy maintsy ho tanteraka izay rehetra nosoratana momba ahy ao amin’ny lalàn’i Mosesy sy ao amin’ny Mpaminany+ ary ny Salamo.”+ Jaona 19:11 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 11 Dia namaly i Jesosy hoe: “Tsy ho nanana fahefana amiko velively ianao raha tsy nomena anao avy tany ambony izany.+ Koa izay nanolotra ahy taminao no meloka kokoa.” Asan’ny Apostoly 4:28 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 28 Nanao izany izy ireo mba hanatanterahana izay efa voatendrin’ny tananao sy ny fikasanao.+ 1 Petera 1:20 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 20 Marina fa efa fantatra mialoha i Kristy, talohan’ny nanorenana+ izao tontolo izao. Naseho anefa izy tamin’izao fotoana farany izao, noho ianareo.+
44 Ary hoy izy: “Izao no teny nolazaiko taminareo fony aho mbola teo aminareo,+ fa tsy maintsy ho tanteraka izay rehetra nosoratana momba ahy ao amin’ny lalàn’i Mosesy sy ao amin’ny Mpaminany+ ary ny Salamo.”+
11 Dia namaly i Jesosy hoe: “Tsy ho nanana fahefana amiko velively ianao raha tsy nomena anao avy tany ambony izany.+ Koa izay nanolotra ahy taminao no meloka kokoa.”
20 Marina fa efa fantatra mialoha i Kristy, talohan’ny nanorenana+ izao tontolo izao. Naseho anefa izy tamin’izao fotoana farany izao, noho ianareo.+