5 izay nahazoanay hatsaram-panahy tsy manam-paharoa+ sy fanendrena ho apostoly,+ mba hahatonga ny firenena rehetra+ hino ka hankatò, ho voninahitry ny anarany.
1Paoly, mpanompon’Andriamanitra+ sady apostolin’i+ Jesosy Kristy, araka ny finoan’ny olom-boafidin’Andriamanitra+ sy ny fahalalana marina tsara+ ny fahamarinana,+ izay mifanaraka amin’ny fahafoizan-tena ho an’Andriamanitra.+