FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Asan’ny Apostoly 9:15
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 15 Fa hoy ny Tompo: “Mandehana, fa fanaka voafidy+ ho ahy izany lehilahy izany, mba hitondra ny anarako any amin’ny hafa firenena+ sy ny mpanjaka+ ary ny zanak’Israely.

  • Asan’ny Apostoly 26:16
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 16 Fa mitsangàna, ka mijoroa amin’ny tongotrao.+ Fa nataoko hitan’ny masonao aho mba hifidianako anao ho mpanompo sy ho vavolombelona+ hanambara ny zavatra efa hitanao sy mbola hasehoko anao momba ahy.

  • Galatianina 1:12
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 12 Fa tsy noraisiko avy tamin’olona izy io sady tsy nampianarina ahy, fa nahariharin’i Jesosy Kristy tamiko kosa.+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara