FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Asan’ny Apostoly 13:39
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 39 ary ambara ho tsy manan-tsiny amin’ny alalany izay rehetra mino, eny, ambara ho tsy manan-tsiny amin’ny zava-drehetra tsy azon’ny lalàn’i Mosesy+ nanambarana anareo ho tsy manan-tsiny.+

  • Galatianina 2:16
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 16 ary fantatsika fa ny finoana+ an’i Kristy Jesosy no hany fomba anambarana olona iray ho marina,+ fa tsy ny asan’ny lalàna. Isika koa aza nino an’i Kristy Jesosy, mba ho azo ambara ho marina, noho ny finoana an’i Kristy+ fa tsy noho ny asan’ny lalàna. Tsy hisy nofo hambara ho marina noho ny asan’ny lalàna mantsy.+

  • Hebreo 10:1
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 10 Koa satria aloky+ ny zavatra tsara ho avy ny Lalàna fa tsy ny tena izy, dia tsy ho vitan’ny olona mihitsy ny hahalavorary+ an’ireo manatona an’Andriamanitra, eny, tsy ho vitany amin’ny alalan’ny sorona tsy miova atolony isan-taona.

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara