Eksodosy 19:16 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 16 Ary tamin’ny andro fahatelo, nony maraina ny andro, dia nisy kotroka sy tselatra+ ary rahona matevina+ teo ambonin’ny tendrombohitra, sady nisy feon’anjombona naneno mafy be.+ Koa nangovitra ny rehetra tao an-toby.+ Apokalypsy 4:5 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 5 Ary nisy tselatra+ sy feo ary kotroka+ nivoaka avy teo amin’ilay seza fiandrianana, ary nisy jiro+ fito nirehitra teo anoloan’ilay seza fiandrianana. Tsy inona ireo jiro ireo fa ny fanahy+ fiton’Andriamanitra. Apokalypsy 10:4 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 4 Ary rehefa niteny ny kotroka fito, dia saika hanoratra aho, kanjo nahare feo avy any an-danitra+ nanao hoe: “Asio tombo-kase ny zavatra+ nolazain’ny kotroka fito, fa aza soratana.” Apokalypsy 16:18 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 18 Ary nisy tselatra sy feo ary kotroka. Ary nisy horohoron-tany lehibe+ mbola tsy nisy toa azy hatrizay nisian’ny olona teto an-tany,+ eny, mbola tsy nisy horohoron-tany+ mafy sy lehibe toy izany.
16 Ary tamin’ny andro fahatelo, nony maraina ny andro, dia nisy kotroka sy tselatra+ ary rahona matevina+ teo ambonin’ny tendrombohitra, sady nisy feon’anjombona naneno mafy be.+ Koa nangovitra ny rehetra tao an-toby.+
5 Ary nisy tselatra+ sy feo ary kotroka+ nivoaka avy teo amin’ilay seza fiandrianana, ary nisy jiro+ fito nirehitra teo anoloan’ilay seza fiandrianana. Tsy inona ireo jiro ireo fa ny fanahy+ fiton’Andriamanitra.
4 Ary rehefa niteny ny kotroka fito, dia saika hanoratra aho, kanjo nahare feo avy any an-danitra+ nanao hoe: “Asio tombo-kase ny zavatra+ nolazain’ny kotroka fito, fa aza soratana.”
18 Ary nisy tselatra sy feo ary kotroka. Ary nisy horohoron-tany lehibe+ mbola tsy nisy toa azy hatrizay nisian’ny olona teto an-tany,+ eny, mbola tsy nisy horohoron-tany+ mafy sy lehibe toy izany.