FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Apokalypsy 8:7
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 7 Ary nitsoka ny trompetrany ny voalohany, dia nisy havandra sy afo+ izay samy niharo ra, ary natsipy mafy tamin’ny tany ilay afo. Ary may+ ny ampahatelon’ny tany, ary may ny ampahatelon’ny hazo, ary may avokoa ny ahi-maitso+ rehetra.

  • Apokalypsy 8:8
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 8 Ary nitsoka ny trompetrany ny anjely faharoa, dia nisy toa tendrombohitra+ lehibe nirehitra afo natsipy mafy tany an-dranomasina.+ Dia lasa ra+ ny ampahatelon’ny ranomasina,

  • Apokalypsy 8:10
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 10 Ary nitsoka ny trompetrany ny anjely fahatelo, dia nisy kintana lehibe latsaka avy any an-danitra,+ dia kintana nirehitra tahaka ny jiro. Ary latsaka tamin’ny ampahatelon’ny renirano sy tamin’ny loharano+ izany.

  • Apokalypsy 8:12
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 12 Ary nitsoka ny trompetrany ny anjely fahefatra, dia voa ny ampahatelon’ny masoandro sy ny ampahatelon’ny volana ary ny ampahatelon’ny kintana, mba ho maizina+ ny ampahatelon’ireny ka tsy hahazo hazavana ny ampahatelon’ny+ andro, ary ho toy izany koa ny alina.

  • Apokalypsy 9:1
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 9 Ary nitsoka ny trompetrany+ ny anjely fahadimy. Ary hitako fa nisy kintana+ avy any an-danitra nilatsaka tetỳ an-tany, ary nomena azy io ny lakilen’ny+ lavaka mangitsokitsoka.+

  • Apokalypsy 9:13
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 13 Ary nitsoka ny trompetrany+ ny anjely+ fahenina, dia nahare feo+ avy teo amin’ny tandroky ny alitara+ volamena izay teo anatrehan’Andriamanitra aho.

  • Apokalypsy 11:15
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 15 Ary nitsoka ny trompetrany ny anjely fahafito,+ dia nisy feo mafy tany an-danitra, nanao hoe: “Ny fanjakan’izao tontolo izao dia efa lasa fanjakan’ny Tompontsika+ sy ny Kristiny,+ ary Izy hanjaka mandrakizay mandrakizay.”+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara