Jeremia 39:10 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 10 Fa navelan’i Nebozaradana hijanona tao Joda kosa ny sasany tamin’ireo olona ambany saranga+ tsy nanana na inona na inona. Dia nomeny tanimboaloboka sy nampanaovina asa an-terivozona ireny, tamin’izany andro izany.+ Jeremia 52:16 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 16 Navelany hijanona tao amin’ilay tany kosa ny sasany tamin’ireo olona ambany saranga, mba hikarakara tanimboaloboka. Ary nampanaovina asa an-terivozona koa izy ireny.+
10 Fa navelan’i Nebozaradana hijanona tao Joda kosa ny sasany tamin’ireo olona ambany saranga+ tsy nanana na inona na inona. Dia nomeny tanimboaloboka sy nampanaovina asa an-terivozona ireny, tamin’izany andro izany.+
16 Navelany hijanona tao amin’ilay tany kosa ny sasany tamin’ireo olona ambany saranga, mba hikarakara tanimboaloboka. Ary nampanaovina asa an-terivozona koa izy ireny.+