Joela 2:1 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 2 “Tsofy ao Ziona ny anjombona,+ ary manaova hiakan’ady+ eo an-tendrombohitro masina.+ Aoka hitebiteby izay rehetra monina eto,+ fa ho avy ny andron’i Jehovah,+ sady efa akaiky!
2 “Tsofy ao Ziona ny anjombona,+ ary manaova hiakan’ady+ eo an-tendrombohitro masina.+ Aoka hitebiteby izay rehetra monina eto,+ fa ho avy ny andron’i Jehovah,+ sady efa akaiky!