-
Isaia 61:10Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
10 Hifaly amin’i Jehovah+ tokoa aho, ary hiravoravo amin’Andriamanitro.+ Fa efa nampanaoviny ahy toy ny akanjo ny famonjena,+ ary efa nampitafiany ahy toy ny akanjo tsy misy tanany ny fahamarinana,+ ka hoatran’ny mpampakatra manao fehiloha+ toy ny mpisorona aho, ary hoatran’ny ampakarina manao ny firavany.+
-