Nomery 19:11 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 11 Haloto fito andro izay mikasika fatin’olona.+ Nomery 31:19 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 19 Ary mitobia fito andro atỳ ivelan’ny toby. Izay rehetra nahafaty olona aminareo sy nikasika faty,+ dia tokony hanadio ny vatany,+ amin’ny andro fahatelo sy amin’ny andro fahafito. Tokony hanadio ny tenany koa ny olona nentinareo ho babo.
19 Ary mitobia fito andro atỳ ivelan’ny toby. Izay rehetra nahafaty olona aminareo sy nikasika faty,+ dia tokony hanadio ny vatany,+ amin’ny andro fahatelo sy amin’ny andro fahafito. Tokony hanadio ny tenany koa ny olona nentinareo ho babo.