Salamo 58:11 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 11 Dia hilaza ny olona hoe: “Mandray valisoa tokoa ny olo-marina.+ Ary misy Andriamanitra mitsara tokoa ny tany.”+ Matio 7:1 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 7 “Aza mitsara intsony+ mba tsy hotsaraina. Romanina 14:4 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 4 Fa iza moa ianao no hitsaratsara ny mpiasan’olon-kafa?+ Ny mpampiasa azy ihany no afaka mitsara raha mety na tsy mety ny ataony.*+ Hahazo sitraka* amin’i Jehovah* izy, satria ampiany. Jakoba 4:12 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 12 Iray ihany ny Mpanao Lalàna sy Mpitsara,+ dia ilay afaka mamonjy sy mandringana.+ Fa iza moa ianao no hitsara ny namanao?+
11 Dia hilaza ny olona hoe: “Mandray valisoa tokoa ny olo-marina.+ Ary misy Andriamanitra mitsara tokoa ny tany.”+
4 Fa iza moa ianao no hitsaratsara ny mpiasan’olon-kafa?+ Ny mpampiasa azy ihany no afaka mitsara raha mety na tsy mety ny ataony.*+ Hahazo sitraka* amin’i Jehovah* izy, satria ampiany.
12 Iray ihany ny Mpanao Lalàna sy Mpitsara,+ dia ilay afaka mamonjy sy mandringana.+ Fa iza moa ianao no hitsara ny namanao?+