Ohabolana 21:13 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 13 Izay manampin-tsofina tsy hihaino ny fitarainan’ny mahantra,Dia tsy hohenoina koa rehefa miantso.+ Ohabolana 24:11 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 11 Vonjeo izay entina hovonoina,Ary avoty izay mangozohozo efa haringana.+
13 Izay manampin-tsofina tsy hihaino ny fitarainan’ny mahantra,Dia tsy hohenoina koa rehefa miantso.+