-
Deoteronomia 10:17, 18Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
17 Fa Andriamanitry ny andriamanitra+ sy Tompon’ny tompo i Jehovah Andriamanitrareo. Andriamanitra tena miavaka sy mahery ary mendrika hatahorana izy, sady tsy mba miangatra amin’iza na iza+ na mandray kolikoly. 18 Manome rariny ho an’ny kamboty ray sy ny mpitondratena izy,+ sady tia vahiny+ ka manome azy sakafo sy akanjo.
-