Salamo 118:8 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 8 Aleo mialoka amin’i JehovahToy izay matoky olona.+ Salamo 146:3, 4 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 3 Aza matoky ny olona ambony*Na ny zanak’olombelona izay tsy mahavonjy.+ 4 Miala ny fofonainy, ary miverina amin’ny tany+ izy;Amin’iny andro iny ihany, dia foana ny eritreriny.+
3 Aza matoky ny olona ambony*Na ny zanak’olombelona izay tsy mahavonjy.+ 4 Miala ny fofonainy, ary miverina amin’ny tany+ izy;Amin’iny andro iny ihany, dia foana ny eritreriny.+