Salamo 37:25 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 25 Efa mba tanora ihany aho, ary efa antitra aho izao,Nefa mbola tsy nahita olo-marina nafoy,+Na nahita ny zanany nangataka sakafo.*+ Matio 6:33 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 33 “Katsaho foana àry aloha* ilay Fanjakana sy ny fahamarinan’Andriamanitra,* dia homena anareo koa izany rehetra izany.+
25 Efa mba tanora ihany aho, ary efa antitra aho izao,Nefa mbola tsy nahita olo-marina nafoy,+Na nahita ny zanany nangataka sakafo.*+
33 “Katsaho foana àry aloha* ilay Fanjakana sy ny fahamarinan’Andriamanitra,* dia homena anareo koa izany rehetra izany.+