Salamo 97:10 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 10 Ianareo izay tia an’i Jehovah, ankahalao ny ratsy.+ Miaro ny ain’izay tsy mivadika aminy izy,+Ary manafaka azy eo an-tanan’ny* ratsy fanahy.+ Salamo 145:20 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 20 Miaro an’izay rehetra tia azy i Jehovah,+Fa ny ratsy fanahy rehetra kosa haringany.+
10 Ianareo izay tia an’i Jehovah, ankahalao ny ratsy.+ Miaro ny ain’izay tsy mivadika aminy izy,+Ary manafaka azy eo an-tanan’ny* ratsy fanahy.+