Salamo 25:15 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 15 Mibanjina an’i Jehovah foana ny masoko,+Satria izy no hanafaka ny tongotro amin’ny harato.+ Salamo 121:1 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 121 Manopy maso eny amin’ny tendrombohitra aho.+ Avy aiza no hahazoako fanampiana?