Joba 26:14 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 14 Vao ampahany kely amin’ny zava-bitany ihany izany;+Vao bitsibitsika ihany no henontsika momba azy! Koa iza no mahatakatra ny kotroka mafy avy aminy?”+ Salamo 139:6 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 6 Tsy takatry ny saiko* izany fahalalanao izany. Avo loatra izany ka tsy takatro.+ Romanina 11:33 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 33 Tsy misy fetrany ny harenan’Andriamanitra sy ny fahendreny ary ny fahalalany! Tena tsy takatry ny saina ny didim-pitsarany ary tsy hay fantarina ny zavatra ataony!*
14 Vao ampahany kely amin’ny zava-bitany ihany izany;+Vao bitsibitsika ihany no henontsika momba azy! Koa iza no mahatakatra ny kotroka mafy avy aminy?”+
33 Tsy misy fetrany ny harenan’Andriamanitra sy ny fahendreny ary ny fahalalany! Tena tsy takatry ny saina ny didim-pitsarany ary tsy hay fantarina ny zavatra ataony!*