FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Salamo 25:8
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    •  8 Tsara sy mahitsy i Jehovah.+

      Izany no mahatonga azy hanoro ny mpanota ny lalana tokony haleha.+

  • Nahoma 1:7
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    •  7 Tsara i Jehovah,+ sady manda fiarovana amin’ny andro fahoriana.+

      Tsy hadinony mihitsy* izay mialoka eo aminy.+

  • Matio 5:44, 45
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 44 Izaho kosa milaza aminareo hoe: Tiavo foana ny fahavalonareo,+ ary mivavaha foana ho an’izay manenjika anareo,+ 45 amin’izay ianareo lasa zanak’ilay Rainareo any an-danitra.+ Izy mantsy mampiposaka ny masoandrony amin’ny ratsy fanahy sy ny tsara fanahy, ary mandatsaka orana amin’ny marina sy ny tsy marina.+

  • Asan’ny Apostoly 14:17
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 17 kanefa ny soa nataony no vavolombelona manaporofo ny maha izy azy.+ Nanao soa tokoa izy, ka nandatsaka orana ho anareo avy any an-danitra sy nanome anareo vokatra be dia be amin’ny fotoanany.+ Dia nataony voky sakafo ianareo sady nofenoiny fifaliana ny fonareo.”+

  • Jakoba 1:17
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 17 Avy any ambony+ ny fanomezana tsara rehetra sy ny fanomezana tonga lafatra rehetra, izany hoe midina avy any amin’ilay Rain’ny fahazavana eny amin’ny lanitra.*+ Tsy miovaova hoatran’ny aloka mifindrafindra* izy.+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara