17 kanefa ny soa nataony no vavolombelona manaporofo ny maha izy azy.+ Nanao soa tokoa izy, ka nandatsaka orana ho anareo avy any an-danitra sy nanome anareo vokatra be dia be amin’ny fotoanany.+ Dia nataony voky sakafo ianareo sady nofenoiny fifaliana ny fonareo.”+