Marka 1:35 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 35 Vao maraina, raha mbola maizina ny andro, dia nitsangana izy ka lasa nankany amin’ny toerana mitokana, ary nivavaka tany.+
35 Vao maraina, raha mbola maizina ny andro, dia nitsangana izy ka lasa nankany amin’ny toerana mitokana, ary nivavaka tany.+