FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Eksodosy 33:13
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 13 Koa raha mahazo sitraka aminao àry aho, dia ampahafantaro ahy re ny lalanao e,+ mba hahafantarako anao sy hahazoako sitraka aminao foana! Tsarovy koa fa vahoakanao ity firenena ity.”+

  • Salamo 86:11
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 11 Ampianaro ny lalanao+ aho, Jehovah ô!

      Handeha amin’ny fahamarinanao+ aho.

      Ataovy izay hatahorako ny anaranao+ amin’ny foko manontolo.*

  • Salamo 143:8
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    •  8 Ataovy maheno momba ny fitiavanao sy ny tsy fivadihanao aho amin’ny maraina,

      Fa matoky anao.

      Ampahafantaro ahy ny lalana tokony halehako,+

      Satria ianao no ianteherako.*

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara