FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Salamo 25:4
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    •  4 Ampahafantaro ahy ny lalanao, Jehovah ô!+

      Ampianaro ahy ny lalanao.+

  • Salamo 27:11
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 11 Ampianaro ny lalanao aho, Jehovah ô,+

      Ary tariho amin’ny lala-mahitsy aho mba tsy ho azon’ny fahavaloko.

  • Salamo 86:11
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 11 Ampianaro ny lalanao+ aho, Jehovah ô!

      Handeha amin’ny fahamarinanao+ aho.

      Ataovy izay hatahorako ny anaranao+ amin’ny foko manontolo.*

  • Salamo 119:33
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    •  33 Ampianaro ahy ny lalan’ny fitsipikao, Jehovah ô,+

      Dia hanaraka an’izany hatramin’ny farany+ aho.

  • Isaia 30:21
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 21 Ary raha mivily miankavanana ianao na mivily miankavia,+ dia ny sofinao mihitsy no haheno teny avy ao aoriananao hoe: “Ity no lalana ka andehano.”+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara