Salamo 43:3 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 3 Alefaso ny hazavanao sy ny fahamarinanao.+ Hitarika ahy anie ireny;+Enga anie ireny hitondra ahy ho any amin’ny tendrombohitrao masina sy ny tranolainao be voninahitra!+
3 Alefaso ny hazavanao sy ny fahamarinanao.+ Hitarika ahy anie ireny;+Enga anie ireny hitondra ahy ho any amin’ny tendrombohitrao masina sy ny tranolainao be voninahitra!+