Eksodosy 34:6 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 6 Nandalo teo anatrehan’i Mosesy i Jehovah ka niteny hoe: “Jehovah, Jehovah, Andriamanitra mamindra fo+ sy mangoraka,*+ tsy mora tezitra,+ tena be fitiavana sy tsy mivadika*+ sady tena tia fahamarinana,*+ Isaia 55:3 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 3 Aoka ianareo hanongilan-tsofina dia mankanesa atỳ amiko.+ Mihainoa, dia ho velona ianareo.Fa vonona hanao fifanekena mandrakizay aminareo aho,+Araka izay nampanantenaiko an’i Davida hoe ho tia azy aho sady tsy hivadika aminy. Azo itokisana* izany fampanantenana izany.+
6 Nandalo teo anatrehan’i Mosesy i Jehovah ka niteny hoe: “Jehovah, Jehovah, Andriamanitra mamindra fo+ sy mangoraka,*+ tsy mora tezitra,+ tena be fitiavana sy tsy mivadika*+ sady tena tia fahamarinana,*+
3 Aoka ianareo hanongilan-tsofina dia mankanesa atỳ amiko.+ Mihainoa, dia ho velona ianareo.Fa vonona hanao fifanekena mandrakizay aminareo aho,+Araka izay nampanantenaiko an’i Davida hoe ho tia azy aho sady tsy hivadika aminy. Azo itokisana* izany fampanantenana izany.+