Salamo 17:8 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 8 Arovy toy ny anakandriamasonao aho.+Afeno eo ambany aloky ny elatrao aho.+ Salamo 121:7 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 7 Hiambina anao mba tsy hiharan’ny loza mihitsy i Jehovah.+ Hiaro ny ainao izy.+