Salamo 43:3 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 3 Alefaso ny hazavanao sy ny fahamarinanao.+ Hitarika ahy anie ireny;+Enga anie ireny hitondra ahy ho any amin’ny tendrombohitrao masina sy ny tranolainao be voninahitra!+ Salamo 86:11 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 11 Ampianaro ny lalanao+ aho, Jehovah ô! Handeha amin’ny fahamarinanao+ aho. Ataovy izay hatahorako ny anaranao+ amin’ny foko manontolo.*
3 Alefaso ny hazavanao sy ny fahamarinanao.+ Hitarika ahy anie ireny;+Enga anie ireny hitondra ahy ho any amin’ny tendrombohitrao masina sy ny tranolainao be voninahitra!+
11 Ampianaro ny lalanao+ aho, Jehovah ô! Handeha amin’ny fahamarinanao+ aho. Ataovy izay hatahorako ny anaranao+ amin’ny foko manontolo.*