FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Salamo 25:4
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    •  4 Ampahafantaro ahy ny lalanao, Jehovah ô!+

      Ampianaro ahy ny lalanao.+

  • Salamo 86:11
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 11 Ampianaro ny lalanao+ aho, Jehovah ô!

      Handeha amin’ny fahamarinanao+ aho.

      Ataovy izay hatahorako ny anaranao+ amin’ny foko manontolo.*

  • Isaia 30:20
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 20 Fahoriana no mofo homen’i Jehovah anareo, ary fampijaliana no rano homeny anareo.+ Na izany aza, dia tsy hiafina intsony ilay Mpampianatra Be Voninahitra izay mampianatra anao, ka ny masonao mihitsy no hahita an’ilay Mpampianatra Be Voninahitra.+

  • Isaia 54:13
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 13 Hampianarin’i Jehovah ny zanakao* rehetra,+

      Ka ho be ny fiadanan’ny zanakao.*+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara